GASY MAMPITA dia fikambanana  mpanao asa fanampiana Malagasy fa tsy mitady vola. Niorina tamn'ny May 2016. Manatanteraka asa fandraisana anjara amin'ny fanatsarana ny tontolo iainan'ny mponina amin'ny alàlan'ny fiarahamiasa akaiky amin'ny mpiara-miombon'antoka avy eto an-toerana sy avy any ivelany, indrindra miaraka amin'ny fikambanana otrisianina antsoina hoe:"Boabab-Solidarität mit Madagaskar" www.verein-baobab.at 

 

Nous sommes une organisation à but non lucratif appelée " GASY MAMPITA ", signifiant littéralement : " Le Malgache transmet " et sous-entend : Le malgache aidant ses compatriotes défavorisés à s'épanouir. L'association a été créée le 02.05.2016. Créée par des malgaches avec le soutien d'une organisation autrichienne " Baobab - Solidarität mit Madagaskar " www.verein-baobab.at 

 

We are a non-profit organization called « GASY MAMPITA », literally meaning: "Malagasy gets across" and implying: Malagasy helping his disadvantaged fellow countrymen to thrive. The association was founded on May 2016. Created by Malagasy people with support from an Austrian organization "Baobab solidarität mit Madagaskar". www.verein-baobab.at

 

Créez votre propre site internet avec Webador